FLM Marseille-Mazargues
  VAOVAOM-PIANGONANA
 
VAOVAOM-PIANGONANA

Zaikakely KTLM Eoropa 12-13-14 aprily 2019
FLME mazargues Marseille le 10/04/2019, 09 09 47 (UTC)
 ZAIKAKELY NY SAMPANA KRISTIANA TANORA LOTERANA MALAGASY
Zoma 12 – Asabotsy 13 – Alahady 14 aprily 2019

FANEVA: “Ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany". Gen. 12,3b

TOERANA: FLME Marseille, 62 rue Cade mouton, 13014 Marseille
Fifandraisana : Atoa/Mr Hery ManitraANDRIAMASY. Tel: 06 05 19 35 80 - andriamasymanitra@gmail.com
Atoa/Mr Jean Loup ANDRIAMAROFAHATRA. Tel : 06 80 51 12 27 - jeanloupandriama@ymail.fr

Aoka hotrotrointsika ambavaka ny fivoriantsika. Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.

 

ZAIKAKELIN'NY FIFIL
flm mazargues Marseille le 11/03/2019, 08 08 32 (UTC)
 Zaikakelin’ny FIFIL
Ny asabotsy 16 sy alahady 17 marsa 2019 no ankalazaina ny ZAIKAKELIN’NY FIFIL.
Toerana: STRASBOURG
Faneva: “Ataovy ny trano dia ankasitrahako izany sady ankalazaina aho. hoy Jehovah. Hagay 1:8b
Tongava maro, ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
 

Isantelovolana 2-3 marsa 2019
FLME Mazargues Marseille le 24/02/2019, 13 01 49 (UTC)
 Asabotsy 2 marsa - alahady 3 marsa 2019 : ISANTELOVOLANA Fileovana Marseille.
Faneva: Faneva: «Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra, Izay
manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao.»Jaona 1, 29b
Toerana: FLME Marseille 62 rue Cade Mouton 13014 Marseille
Aoka hifampitrotro sy hifampitondra ambavaka, ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany
 

Isantelovolana 2-3 marsa 2019
FLME Mazargues Marseille le 24/02/2019, 13 01 49 (UTC)
 Asabotsy 2 marsa - alahady 3 marsa 2019 : ISANTELOVOLANA Fileovana Marseille.
Faneva: Faneva: «Indro ny Zanak’ondrin’Andriamanitra, Izay
manaisotra ny fahotan’izao tontolo izao.»Jaona 1, 29b
Toerana: FLME Marseille 62 rue Cade Mouton 13014 Marseille
Aoka hifampitrotro sy hifampitondra ambavaka, ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany
 

Zaikakelin'ny Fikambanam-behivavy 2019
FLME Mazargues Marseille le 14/02/2019, 09 09 42 (UTC)
 Ny asabotsy 16 febroary sy alahady 17 febroary 2019 no hanatanterahana ny ZAIKAKELIN'NY FBLSP FLME.
Ny fiangonana ILE DE FRANCE no handray izany.
Aoka samy hitondra ambavaka ny dian'ny mpizaika sy ny fotoana.
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
 

03 febroary 2019: ALAHADIN'NY PASTORA
FLME Mazargues Marseille le 25/01/2019, 14 02 48 (UTC)
 03 febroary 2019: ALAHADIN’NY PASTORA.
Entanina isika tsirairay hiomana amin’izany, ho fisaorana sy fankasitrahana azy tanteraka amin’ny asa sy ezaka ataony eto amin’ny Fiangonantsika.
Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany anie.
 

<- En arrière  1  2  3  4  5  6  7  8  9 ... 16Continuer -> 
 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement