FLM Marseille-Mazargues
  Video feony sy tonony Zaikabe SALOMA 2022
 

FANEVA ZAIKABE SALOMA 2022 (Video sy feonkira ary tonony)
 
RAHA HIHAINO NY FEONY FOTSINY.        

 
                     NY ONDRINY MIHAINO NY FEONY ( Jaona 10.3b)
 
Izay tena ondrin’i Jesosy :
Mihaino ny feony, mankato ny teniny.
izay tena ondrin’i Jesosy
Mihaino ny feon’i Jesosy 
 
Ref : Mihaino ny feony, mankato ny teniny
Miaina amin’izany, raha mbola eo an-tany
Mihaino ny feony, mankato ny teniny
Fiadanana no omeny hatrany.
 
Ref : Mihaino ny feony, mankato ny teniny
Miaina amin’izany raha mbola eto antany
Mihaino ny feony, hankato ny teniny
Fiadanana no omeny hatrany.
 
2-SALoMA o ! andeha isika
Hihaino ny feony, hankato ny teniny
SALoMA o ! andeha isika
Hihaino ny feon’i Jesosy
 
Ref :Mihaino ny feony, mankato ny teniny
Miaina amin’izany , raha mbola eto antany
Mihaino ny feony, mankato ny teniny
Fiadanana no omeny hatrany 
 
 Ref : Mihaino ny feony, mankato ny teniny
Miaina amin’izany, raha mbola eto antany
Mihaino ny feony, mankato ny teniny
Fiadanana no omeny hatrany
 
3 Isika ondrin’ny Jesosy
Torio ny teniny, ambarao ny teniny 
Isika ondrin’i Jesosy , iaino ny tenin’i Jesosy 
 
Ref : Mihaino ny feony , hankato ny teniny
Miaina amin’izany, raha mbola eto antany 
Mihaino ny feony, mankato ny feony 
Ny fiadanana no omeny hatrany.
 
Ref : Mihaino ny feony , hankato ny teniny, 
miaina amin’izany, raha mbola eto antany 
Mihaino ny feony , hankato ny teniny
Fiadanana no omeny hatrany 
                  Nanoratra: RAKOTOARIMANANA Samuel, Hanintsoa ( SPAM )
 



 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement