FLM Marseille-Mazargues
  Faha-25 taona SP FLME
 
FAHA-25 TAONA NY FLME 1993 - 2018 
FANEVA : "MITÀNA MAFY NY FINOANA" Apokalypsy 2:13


Ny taona 1973 nandritra ny fivahiniany teto Frantsa dia nisy teny fikasana nambaran'i Nenilava na mama VOLAHAVANA Germaine fa hiorina eto Frantsa ny  FLM.
20 taona taty aoriana dia tanteraka izany: ny taona 1993 no nanokanan’ny birao foiben’ny FLM ny FLM Frantsa (FLMF) Paris. Io taona io koa no nanokanana ny FLMF Marseille. 1994 ny FLMF Strasbourg ary 1995 ny FLMF Limoges.
Pastora mpanorina: RABEMANANTSOA Noel. 

Ny taona 2008 kosa vao no nambara tany Morondava nandritra ny fivorian’ny Komity Maharitry ny Synoda Lehibe (KMSL) ny maha-Synoda faha-23 azy eo anivon’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM). Ary nanomezana ny anarany ho Fiangonana Loterana Malagasy aty Eoropa na FLME, mirafitra amin'ny FLM any Madagasikara.
Amin’izao taona 2018 izao dia misy:
-Fileovana 4 izy:  Île-de-France, Marseille, Paris, Strasbourg.
-Fitandremana 10
-Fiangonana 27
Mirafitra amin’ny SP FLME koa ny Fiangonana La Réunion, Canada, Londres ary Genève.
Filoha: Pastora RAKOTONDRAZAKA HABBERSTAD
 
Misy rohy vitsivitsy ireto manodidina ity fankalazana ity:

 
  

FLM FOIBE

SYNODAM-PARITANY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY EOROPA

FILEOVANA

FITANDREMANA

FIANGONANA

Paris

Paris

Paris

Le Mans

Suisse

Bruxelles

Limoges

Limoges

Bordeaux

Orléans

Orléans

Châteauroux

Ile de France

Malakoff

Malakoff

Val de Marne

La rochelle

La Rochelle

Nantes

Strasbourg

Strasbourg

Strasbourg

Grenoble

Lyon

La Réunion

Londres

Pouru Saint Remi

Pouru Saint Remi

Montréal (Canada)

Montréal

Québec

Trois rivières

Marseille

Marseille

Marseille Sainte-Claire

Marseille Mazargues

Genève

Nice

Montpellier

Montpellier

Toulouse

                                   

 

 

  

Miverina eny ambony


 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement