|
|
|
|
|
|
|
|
FILM MASINA :
|
|
|
|
|
|
TAHIRY :
|
|
|
|
|
|
|
|
VAOVAOM-PIANGONANA
|
|
Isandroavolana 3-4 jolay 2021 Geneve
FLME Geneve le 26/06/2021, 14 02 21 (UTC) | | FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (FLM) SYNODAM-PARITANY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ATY EOROPA (SP FLME) FILEOVANA MARSEILLE
FITANDREMANA
ISAN-DROA VOLANA
Atao ao amin’ny FLM GENEVE
Sabotsy 03 Jolay – Alahady 04 Jolay 2021
Faneva: " Ataon' olona ho iza moa ny Zanak' Olona ? " Mat. 16. 13 .
ASABOTSY 03 JOLAY 2021
Fanombohana: 04 ora tolakandro
Mpitarika:
Katekista RAKOTOARIMANANA François D' Assise Vakiteny :
- Testamenta Taloha: Isaia 43. 11 - 13
Rtoa RASOARIMALALA Beby (FLM Mazargues) - Testamenta VAovao: I Pet. 3. 8 - 15
Atoa RATSIMARISOLA Germain (FLM Marseille Ste Claire)
Fampianarana Soratra Masina:
- Ny bokin' i Jakoba,
Pastora FLAVIEN Volatombo
Mpitondra Fitandremana Marseille
Toriteny: Jao. 1. 35 - 51
ALAHADY 04 JOLAY 2021
Sekoly Alahady: 9 ora 30mn
Mpitarika: LA
Rtoa R. Hoby ( FLM Genève )
Fotoam- pivavahana litorjika: 10 ora 30mn
Alitara : Pastora FLAVIEN Volatombo
Mpitondra Fitandremana Marseille
Mpitarika: Katekista RAKOTOARISON Dieudonné Vakiteny :
- Testamenta Taloha : Jer. 16. 14 - 21
Atoa RASOLOFOMAMPIONONA Philémon (FLM Genève) - Epistily : Asa 26. 1 - 18
Rtoa DAVIDSON Voahirana (FLM Mazargues) - Testamenta Vaovao : Lio. 5. 1 - 11
Rtoa RANDRIANJATOVO Mavosoa (FLM Marseille Ste Claire)
Toriteny: Mat. 16. 13 - 19 Pastora FLAVIEN Volatombo
Fandraisana ny Fanasan' ny Tompo
Vavaka famaranana: Katekista VELOSAOTSY Nambinina
HAFATRA
- Aoka hotrotrointsika am- bavaka ny fivoriantsika.
- Hisy valopy, rakitra faharoa, solom- bokatra hanohanana ny kitapon' ny Fitandremana
- Ho voninahitr' Andriamanitra irery ihany ny fivoriantsika. Amena.
| | |
|
Isantelovolana 19-20 jona 2021 Montpellier
Rabiafaranjato Montpelier le 17/06/2021, 17 05 26 (UTC) | | Faly miarahaba antsika rehetra mpiara-miasa eto amin'ny Fileovana eto Marseille, amin'ny Anaran'i Jesosy
Indro alefa amintsika ny programme ny isan-3 volana izay atao ao Montepellier 14 rue des escholiers Saint Jean de védas 34430Salle Tourrière.
Ny fotoana dia hizotra toy izao:
Asabotsy :
hisy ny fanatrehana "en présentiel" ho an'izay afaka manatrika
hisy ny fanarahana ny fotoana "en ligne" : ny rohy (lien) hanarahana izany dia halefan'ny Fitandremana Montpellier amin'iny herinandro miditra iny
Alahady:
Hatrehana any Montpellier mivantana, izany hoe "en présentiel" ihany
Miangavy antsika hizara izany amin'ny mpiray Fiangonana aminao, Indrindra ireo mamana anjara .
Maniry indrindra ny fahatongavantsika maro amin'ny Fivoriantsika.
Aoka samy Hitrotro Am-bavaka ny Fotoana rehetra.
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
Ny Mpitantsortra lefitra teo aloha
Rabiarifaranjato
| | |
|
Alahady 7 febroary 2021
Ny loholona RADO Hery Andriamasy le 07/02/2021, 08 08 45 (UTC) | | "Ary raha mandeha hianareo, dia mitoria hoe : Efa mby akaiky ny fanjakan’ny lanitra".
Matio 10 : 7
Miarahaba antsika fiangonana FLM Mazargues amin’ny Anaran’i Jesosy Kristy Tompontsika.
Manomboka amin’ny 3ora tolakandro ny fotoam-pivavahana rahampitso Alahady 07 Febroary 2021, noho ny couvre-feu.
Samia miezaka tonga mialohan’ny fotoana.
Aza adino ny mahatsiaro am-bavaka ny fiangonana, ny Sampana, ny fianakaviana rehetra, mba samy hitoetra amin’ny finoana sy ny fahatokiana an’i Jesosy Kristy Tompo.
Mahereza daholo ry havako.
Samia hotahiana.
RADO Hery Andriamasy.
| | |
|
Fiaraha-mivavaka alahady 31 janoary 2021
FLME Marseille Mazargues le 31/01/2021, 08 08 53 (UTC) | | Alahady 31 janoary 2021, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ny fiaraha-mivavaka.
Mirary ny fiarovan’ny Tompo ho antsika mianakavin’ny finoana.
Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany
| | |
|
PROGRAMA KRISMASY 2020
FLME Mazargues Marseille le 20/12/2020, 11 11 32 (UTC) | | PROGRAMA KRISMASY :
24 Décembre 2020 : Krismasy alina karakarain’ny Sampana Sekoly Alahady SALOMA manomboka amin’ny 7ora sy sasany hariva (19h30) ao amin’ny FLM Mazargues (Eglise protestante unie Marseille Sud-Est 8 Boulevard Magnan 13009 Marseille)
25 Décembre 2020 : Krismasy voalohany manomboka @ 4 ora tolakandro ao @ FLM Mazargues (Eglise protestante unie Marseille Sud-Est 8 Boulevard Magnan 13009 Marseille) :
- Fandraisana ny Kofermanda.
- Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo
- Raki-bolafotsy
Mirary krismasy sambatra. Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.
| | |
|
05 jolay 2020: hetsika FBL
FLME Mazargues Marseille le 05/07/2020, 09 09 55 (UTC) | | Alahady 05 jolay 2020: HETSIKA FBL - FLM Mazargues
FANEVA: “Fa Andriamanitra hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo araka ny hareny amin'ny voninahitra ao amin'i Kristy Jesosy” Filipiana 4:19
Hisy valopy hozaraina ho fandraisana anjara amin’izany.
Aoka samy hitondra ambavaka ny fotoana.
Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
| | |
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|
|