FLM Marseille-Mazargues
  VAOVAOM-PIANGONANA
 
VAOVAOM-PIANGONANA

HETSIKA SALOMA FITANDREMANA
FLM Mazargues le 02/09/2017, 06 06 08 (UTC)
 HETSIKA SALOMA ny Fitandremana Marseille
Manomboka amin’ny 12 ora sasany.
FANEVA: "Fa Izy no hifalian'ny fontsika, Satria ny anarany masina no itokiantsika" Salamo 33: 21

PROGRAMA :
-Sakafo
-Kilalao isankarazany ahazoana loka.

TOERANA: Chapelle Sainte Claire 62 rue Cade Mouton 13014 Marseille.
Tongava maro hanotrona ireo zanantsika. Ary samy hitrotro ambavaka ny fotoana.
 

FANOKANANA ny FLME GENEVE
FLM Mazargues le 30/08/2017, 12 12 44 (UTC)
 FANOKANANA ny FLME GENEVE.
Asabotsy 16 sy alahady 17 septambra 2017.
Ny ho « Fiangonana Loterana Malagasy Geneve » dia Fiangonana Loterana izay hirafitra amin' ny Fiangonana Loterana Malagasy, Synodam-Parintany FLME (Fiangonana Loterana Malagasy aty Eoropa). Ho ao amin' ny Fileovana Marseille (izay misy Fitandremana roa dia Montpellier sy Marseille) no hisy azy, ary hirafitra amin' ny Fitandremana Marseille ity Fiangonana vaovao hatokana ity.
TENY FANEVA: “ JESOSY NO MPIANDRY TSARA” Jao. 11: 11a
TOERANA: Eglise Évangélique Luthérienne Rue Verdaine Genève 1204 na adresse GPS: rue du vieux collège 1204 Genève.

FIFANDRAISANA: Atoa Philémon 0041787349417
- HAFATRA:
-Aoka hotrotrointsika am- bavaka izao fivoriana mamintsika izao !
-Hisy valopin' ny fivoriana ankoatry ny rakitra ny alahady maraina !
-TONGAVA MARO TOMPOKO HANOTRONA IREO NAMANTSIKA HO FAMPAHEREZANA AZY !
-Ho an' Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra!

Ny programa dia tsindrio eo ambony.

 

FIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA HO AN’NY TANINDRAZANA
FLM mazargues le 22/06/2017, 08 08 36 (UTC)
 Ny FLM Mazargues no hampiantrano ny FIVAVAHANA IRAISAM-PINOANA HO AN’NY TANINDRAZANA izay atao ny 25 jona 2017 tolakandro.

Toerana: Eglise Protestante Unie de France ,8 Boulevard Magnan,13009 Marseille. Bus 21 Castellane, "arrêt Sainte Trinite"
Manantena ny fahatongavantsika maro, ho voninahitr’Andriamanitra.

 

Fileovana: Famangian'ny Tonia FIFIL Nasionaly sy Synodaly
FLM Mazargues le 22/06/2017, 08 08 33 (UTC)
 Ny Asabotsy 24-25 jona 2017 ho avy izao dia hamangy ny fileovana Marseille:
-Tonia FIFIL Nasionaly: Pastora ANDRIANARIJAONA Germain
-Tonia FIFIL Synodaly: Andriamatoa RANDRIAMBOLOLONA Jean.

Toerana: Chapelle Sainte Claire - 62 rue cade-mouton 13014 Marseille.
Manantena ny fahatongavantsika maro, ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
 

ISAN-DROAVOLANA 17-18 jona 2017
FLM Mazargues le 11/06/2017, 09 09 04 (UTC)
 Asabotsy 17-alahady 18 jona: Isan-droavolana Fitandremana Marseille.
FANEVA: " Ny marina amin' ny finoana no ho velona " Rom. 1 : 17b.
TOERANA: Eglise Protestante Unie de France, 8 Boulevard Magnan,13009 Marseille.
Ny programa dia tsindrio eo ambony.
Manantena ny fahatongavantsika ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
 

SORTIE DU LUNDI DE PENTECOTE (LUNDI 5 JUIN 2017)
Comité FDL fitandremana le 02/06/2017, 08 08 19 (UTC)
 SALUTATIONS AU NOM DE JESUS,
"... mba hitombonareo amin'ny fanantenana noho ny herin' ny Fanahy Masina" Rom 15. 13b

SORTIE DU LUNDI DE PENTECOTE (LUNDI 5 JUIN 2017)

Toerana : Plan-d'Aups-Sainte-Baume.

> visite de la grotte de Marie Magdala
> Programme :
-Rendez-vous au point de rendez-vous à 11h à l'agence de tourisme 2219 CD 80 route de Nans 83640 Plan-d'Aups-Sainte-Baume
Adresse GPS : GPS 2219 D80, Le plan de sainte- Baume, 83640
-Direction l'emplacement près de la grotte et installation
-Culte
-Déjeuner : amener pic-nic, bouteille d'eau, tsihy ou lambaoany etc...
- animation sampana VLM FLM Mazargues
-jeux diverses : amener ballons, dominos, cartes, bible, jeu question pour un champion, jeu du messager biblique , etc...
-pour les volontaires : marche en direction de la grotte : "grotte de Marie Magdala" (durée 40-45 minutes environ) - prévoir chapeau, casquette, chaussures de marche, tennis ou basket confortable...
La paix de Jésus soit avec vous.
Bonne journée

Comité FDL fitandremana
 

<- En arrière  1 ...  9  10  11  12  13 14  15  16 Continuer -> 
 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement