FLM Marseille-Mazargues
  VAOVAOM-PIANGONANA
 
VAOVAOM-PIANGONANA

Alahady 27 janoary 2018
Misy ny fiangonana le 24/01/2018, 16 04 10 (UTC)
 Ny asabotsy 27 sy alahady 28 janoary 2018 izao no hankalaza ny krismasiny ny Fifil FLM EOROPA; Izany dia atao any amin'ny toby Pouru.
Tsy foana anefa ny fiangonantsika isaky ny alahady eto Mazargues.
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany
 

ALAHADIN'NY FIFIL
FLME Mazargues le 14/01/2018, 08 08 04 (UTC)
 Nahemotra anio ny ALAHADIN'NY FIFIL eto amin'ny Fiangonantsika.
Aoka samy hitondra ambavaka ny fotoana.
Hisy vokatra atao amin'izany.
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany.
 

Taombaovao 2018
FLME Mazargues Marseille le 30/12/2017, 13 01 52 (UTC)
 Alatsinainy 1 janoary 2018: Hisy fotoam-pivavahana miaraka amin'ny FLME Marseille Sainte Claire manomboka amin'ny 10 sasany maraina.
Toerana: Chapelle sainte Claire , 62 rue Cade mouton 13014 Marseille.
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany
 

KRISMASY 2017
FLME Mazargues Marseille le 20/12/2017, 09 09 10 (UTC)
 ∞Ny alahady 24 desambra izao no hankalazan-tsika ny KRISMASY ALINA.
Hanomboka amin’ny 8 ora alina ny fotoana.
Toerana: 8 Boulevard Magnan, 13009 Marseille.
Tsy hisy fiangonana araka izany ny alahady hariva.
Hofaranana amin’ny fiaraha-misakafo ny fankalazana.

∞Ny Alatsinainy 25 desambra kosa no hankalazàna ny KRISMASY ATOANDRO, iarahan’ny Fitandremana Marseille.
Toerana: 8 Boulevard Magnan, 13009 Marseille.
Hanomboka amin’ny 4 ora hariva ny fotoam-pivavahana.
Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
 

HETSIKA KTLM Fitandremana
FLME Mazargues Marseille le 11/12/2017, 15 03 33 (UTC)
 Hetsika KTLM Fitandremana Marseille. Asabotsy 16 desambra 2017
FANEVA: "Ary amin' izany dia tsy misy fanamelohana
ho an' izay ao amin' i Kristy Jesosy" Romana 8.1
TOERANA: Chapelle Sainte Claire 62 rue cade-mouton 130015 Marseille.
Manomboka ny 6 ora hariva.
Manantena ny fanotronantsika ny tanorantsika.
Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany
 

ISANTELOVOLANA FILEOVANA MARSEILLE
FLME Mazargues Marseille le 27/11/2017, 12 12 50 (UTC)
 ISAN- TELOVOLANA FILEOVANA MARSEILLE.
- Asabotsy 09 desambra 2017 amin’ny 4 ora tolakandro
- Alahady 10 desambra 2017a amin’ny 10 ora sasany maraina
FANEVA: " Ny oloko marina dia hovelomin’ny finoana ",hebreo. 10: 39a.
TOERANA: FLME Montpellier
HAFATRA
-Aoka hotrotrointsika am- bavaka ny fivoriantsika.
-Hisy valopin’ny fivoriana ho solom- bokatra ny Alahady maraina.
-Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany anie ny fivoriantsika

Ny programa tsindrio eny ambony
 

<- En arrière  1 ...  9  10  11 12  13  14  15  16 Continuer -> 
 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement