FLM Marseille-Mazargues
  Isantelovolana Jona 2015
 

  Fiangonana Loterana Malagasy
Synodam-paritany FLM aty Eoropa-Fileovana Marseille

 TORITENY: Pastora ANDRIANARIJAONA Germain
                      Tonia FIFIL Nasionaly
Isan-telovolana 7 jona 2015
FLM Montpellier





Matio 16:24-27
24 Dia hoy Jesosy tamin’ ny mpianany: Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy.  25 Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy, dia hahavery azy; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko, dia hahazo izany. 26 Fa inona moa no soa ho azon’ ny olona, raha mahazo izao tontolo izao, kanefa  very ny ainy? Ary inona no homen’ ny olona ho takalon’ ny ainy?  27 Fa ho avy ny Zanak’ olona amin’ ny voninahitry ny Rainy, mbamin’ ny anjeliny, dia hamaly ny olona rehetra araka ny nataony.


 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement