FLM Marseille-Mazargues
  Isandroavolana Aout 2014: pst Volatombo
 

Torinteny Isan-droa volana
9-10 aout 2014 - Marseille


Pastora Volatombo Flavien. Mpitondra Fitandremana 

Matio 7:12-14 :
Ny toriteny nataon’ i Jesosy Kristy teo antendrombohitra
12 Koa amin’ izany na inona na inona tianareo hataon’ ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa tahaka izany; fa izany no lalàna sy mpaminany.
13 Midira amin’ ny vavahady ety hianareo; fa lehibe ny vavahady, ary malalaka ny làlana izay mankany amin’ ny fahaverezana, ka maro ny miditra any.
14 Fa ety ny vavahady, ary tery ny làlana izay mankany amin’ ny fiainana, ka vitsy ny mahita azy.



 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement