FLM Marseille-Mazargues
  Isandroavolana Jona 2014 pst Andrianarijaona
 

Torinteny Isan-droa Volana:  Jaona 15:12-17
Pastora ANDRIANARIJAONA Germain
Tonia Nasionaly ny Firaisan’ny Fifohazana Loterana ( FIFIL)

Fiangonana Loterana Malagasy

FITANDREMANA MARSEILLE
Alahady 15 jona 2014
 
 Jaona 15:12-17
12 Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo.
13 Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.
14 Hianareo no sakaizako, raha manao araka izay andidiako anareo.
15 Tsy hataoko hoe mpanompo intsony hianareo, fa ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ ny tompony; fa efa nataoko hoe sakaiza hianareo, satria izay rehetra reko tamin’ ny Raiko no nambarako taminareo.
16 Tsy hianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo ka nanendry anareo mba handeha sy hamoa, ary mba haharetan’ ny vokatrareo, mba homen’ ny Ray anareo izay rehetra hangatahinareo amin’ ny anarako na inona na inona.
17 Izany zavatra izany no andidiako anareo, mba hifankatiavanareo.
 
 
 
 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement