FLM Marseille-Mazargues
  Hetsika FBL 2015
 

         FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ATY EOROPA
FLM
Mazargues Marseille

HETSIKY NY FBL  Mazargues
12 septambre  2015

 
FIKAMBANAM-BEHIVAVY LOTERANA MAZARGUES  

Filoha FBL: Ramatoa Voahirana DAVIDSON
Teny Faneva: "Mazotoa fa aza malaina, arý aoka hafana fo amin’ny Fanompoana ny Tompo." Romana 12:11
Toerana: 8 boulevard Magnan 13009 Marseille.

1 - FIARAHANA MISAKAFO : Ho fanamafisana ny Firaisàna sy ny Fifankatiavàna, ka izany dia nanasantsika ny mpiray Fiangonana amintsika (gratuit)
Henakisoa sy Anana

Henomby sy voanjobory

2 - VOKATRA SAKAFO salé na sucré: "Fais-maison".
3 - PROJECTION FILM BIBLIQUE:
"Apocalypse de Jean » 

RAKITSARY Hetsika FBL Mazargues 2015 (tsindrio)----->  

 

                           

 
 
 
 
Copyright © FLM Marseille Mazargues.  2013 -
 
 
Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement